Hanandratra anao ho firenena masina ho Azy Jehovah, araka izay nianianany taminao Alahady, faha 19 Aprily 2026
Raha tsy tohako ny Syriana, dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak’i Amona, dia hovonjeko ianao. Asabotsy, faha 18 Aprily 2026
Lehibe ny voninahiny amin’ny famonjenao; Laza sy voninahitra no nataonao taminy. Zoma, faha 17 Aprily 2026
Mandeha mahitsy izay matahotra an’i Jehovah; Fa mivily lalana kosa izay maniratsira Azy. Alakamisy, faha 16 Aprily 2026
Fa hoy Jesosy : Nisy olona nanendry Ahy; fa fantatro fa nisy hery nivoaka avy tamiko Talata, faha 14 Aprily 2026
Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin’i Kristy Jesosy koa Alatsinainy, faha 13 Aprily 2026
Mijere Ahy, dia ho voavonjy ianareo, ry vazan-tany rehetra! Fa Izaho no Andriamanitra… Asabotsy, faha 11 Aprily 2026