« Mofon’aina, Sakafo sahaza ny Fanahy »
Ary hitany fa, indro, ny vato efa voakodia niala tamin’ny fasana.
Sal. 96. 1-3 / Hira FF13 / Vavala / Mofonaina / Vavala / Hira 141.1,3,5
Efa resy ny fahafatesana Inona avy ny zavatra ambaran’ny Sotatra Masina eto izay mahakasika an’Andriamanitra? Andriamanitra Izy ka velona mandrakizay,…