Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ny Fanahy amin’ny fiangonana Alahady, faha 26 Aprily 2026
Ry masoandro, mijanòna eo ambonin’i Gibeona; Ary, ianao kosa, ry volana, any an-dohasahan’i Aialona. Asabotsy, faha 25 Aprily 2026
Ny adin’i Jehovah amin’ny Amalekita dia tsy hitsahatra hatramin’izay taranany fara mandimby. Alarobia, faha 22 Aprily 2026
Hanandratra anao ho firenena masina ho Azy Jehovah, araka izay nianianany taminao Alahady, faha 19 Aprily 2026
Raha tsy tohako ny Syriana, dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak’i Amona, dia hovonjeko ianao. Asabotsy, faha 18 Aprily 2026
Lehibe ny voninahiny amin’ny famonjenao; Laza sy voninahitra no nataonao taminy. Zoma, faha 17 Aprily 2026