Ireto daty ireto dia manan-danja tokoa ho an’ny fitandremana Nazareta Miray Brest ka tsara raha tsiahivina sy tadidiana :
2011
Fananganana ny VONDRON’OLONA MIARA-MIVAVAKA na VOMM Brest
10 Martsa 2025
Fananganana ofisialy ny « Association FJKM NAZARETA MIRAY BREST«


11 Oktobra 2025
Fanokanana ny Fitandremana FJKM Nazareta Miray Brest
30 Novambra 2025
Fametrahana sy fanolorana Mpitandrina Mpiahy voalohany, RAZAFINARIVO Nofy Andriatsilavina Mpitandrina


11 Janoary 2026
Fanaovana Batisa voalohany
18 Janoary 2026
Fanokanana Katekomena voalohany


24 Mey 2026
Fanokanana ny andiany Diakona voalohany : Andiany SANTATRA (ho an’ny taom-piasana 2026-2029)
Daty
Fanokanana Biraon’ny Fiangonana