Marka 10:14b | « … Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza rarana; fa an’ny toa azy ny fanjakan’Andriamanitra. »

Alahady 17 mey 2026

Ny sampana Sekoly Alahady dia sampana velona ato anatin’ny fitandremana Nazareta Miray Brest. Ny tanjona fototra dia ny fampianarana ny Soratra Masina sy ny fanabeazana kristiana ny ankizy sy ny tanora.

Manomboka eo amin’ny faha-6 taonany ny ankizy dia efa afaka ampidirina Sekoly Alahady.

Filoha

Mpitantsotra

Mpitantsoratry ny vola

Mpanolo-tsaina

Filoha Mpanampy

Mpitambola

Mpanolo-tsaina

KilasyTaona ankizyMpampianatra
Kilasy voalohany4-5 taonaZoky Sherridan
Kilasy faharoa6-7 taonaZoky Andraina
Kilasy fahatelo8-9 taonaZoky Tia
Kilasy fahaefatra10-11 taona
Kilasy fahadimy12-13 taona
Kilasy fahaenina14-15 taona
Kilasy fahafito16-17 taona
Kilasy fahavalo18-19 taona
Kilasy fahasivy20-21 taona
Kilasy fahafolo22-23 taona

Fotoana fianarana Sekoly Alahady :

Toerana : 36 Rue Voltaire, 29200 Brest

Fiteny ampiasaina : fiteny frantsay