Fa izay rehetra naterak’Andriamanitra dia maharesy izao tontolo izao

Mofonaina anio: Alahady, faha 12 Aprily 2026
1 Jaona 5,4 - 5
4 Fa izay rehetra naterak'Andriamanitra dia maharesy izao tontolo izao; ary ny fandresena izay enti-maharesy izao tontolo izao dia ny finoantsika. 5 Iza moa no maharesy izao tontolo izao afa-tsy izay mino fa Jesosy no Zanak'Andriamanitra?

Mofon'aina teo aloha