Jaona 15:5 | « Izaho no voaloboka, hianareo no sampany. Izay miray Amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy; fa raha misaraka Amiko kosa hianareo, dia tsy mahay manao na inona na inona. »
Ireto avy ny sampana velona misy eto amin’ny fiangonana FJKM Nazareta Miray Brest :.