Marka 10:14b | « … Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza rarana; fa an’ny toa azy ny fanjakan’Andriamanitra. »

Ny Sampana Sekoly Alahady :
Ny sampana Sekoly Alahady dia sampana velona ato anatin’ny fitandremana Nazareta Miray Brest. Ny tanjona fototra dia ny fampianarana ny Soratra Masina sy ny fanabeazana kristiana ny ankizy sy ny tanora.
Manomboka eo amin’ny faha-6 taonany ny ankizy dia efa afaka ampidirina Sekoly Alahady.
Ireo mpikambana mandrafitra ny Biraon’ny Sampana Sekoly Alahady :
Filoha
Mpitantsotra
Mpitantsoratry ny vola
Mpanolo-tsaina
Filoha Mpanampy
Mpitambola
Mpanolo-tsaina
Ireo Mpampianatra sy ny kilasy sahaniny avy :
| Kilasy | Taona ankizy | Mpampianatra |
| Kilasy voalohany | 4-5 taona | Zoky Sherridan |
| Kilasy faharoa | 6-7 taona | Zoky Andraina |
| Kilasy fahatelo | 8-9 taona | Zoky Tia |
| Kilasy fahaefatra | 10-11 taona | |
| Kilasy fahadimy | 12-13 taona | |
| Kilasy fahaenina | 14-15 taona | |
| Kilasy fahafito | 16-17 taona | |
| Kilasy fahavalo | 18-19 taona | |
| Kilasy fahasivy | 20-21 taona | |
| Kilasy fahafolo | 22-23 taona |
Fotoana fianarana Sekoly Alahady :
Toerana : 36 Rue Voltaire, 29200 Brest
Fiteny ampiasaina : fiteny frantsay