Tatitry ny culte FJKM sy EPUDF Brest | 19 Aprily 2026

« … aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon’ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro. » — Hebreo 10 : 25

Ampahan-tsary nandritran’ny fotoam-pivavahana notanterahina ny Alahady 19 aprily 2026 lasa teo.

✨Fiarahana miombona am-bavaka : FJKM Brest sy EPUDF Brest✨

  • Ny nitarika ny fotoana dia i Pasteur Karine Michel.
  • Ny nitondra ny hafatr’Andriamanitra kosa dia i Andriamatoa RABESON Hery.

Ny fotoana rehetra dia notontosaina tamin’ny fiteny frantsay.

Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra❤️