Fitaizam-panahy ho an’ny Sampana Tanora Kristiana

Manasa ny zatovo sy tanora hanaraka hatramin'ny farany ity fampianarana natokana ho anareo ity, izay atolotry ny Mpitandrina ANDRIANTSILAVINA Nofy.

Mihainoa finaritra!

Ho aminareo anie ny fiadanana!