Fanokanana Katekomena | 18 Janoary 2026
Tontosa soa aman-tsara ny alahady 18 janoary 2026 lasa teo ny Fanokanana Katekomena voalohany teto amin’ny Fitandremana Nazareta Miray Brest.
Izany fotoana izany dia notarihin’ny Mpitandrina Mpiahy ny fiangonana RAZAFINARIVO Nofy Andriatsilavina Mpitandrina.
Miisa iray (1) ny Katekomena notokanana ho Mpandray ny Fanasan’ny Tompo tamin’izany : RAKOTOBE Julio
Ho an’Andriamanitra irery anire ny voninahitra.
