Tatitry ny Alakamisy Masina | 2 Aprily 2026

Tontosa soa aman-tsara ny fotoam-pivavahana fankalazana ny Alakamisy masina ny alakamisy 2 aprily 2026 lasa teo tao amin’ny fitandremana Rennes izay niarahana tamin’ny FJKM eto amin’ny Synodam-paritany Vato Fehizoro 37 : FJKM Nantes Fanantenana sy FJKM Rennes Laval.

Ny nitarika tamin’izany dia ny Mpitandrina RAZAFIMBOLOLONAHARIZAKA Willy ary ny nitondra ny hafatr’Andriamanitra dia ny Mpitandrina RAZAFINARIVO Andriatsilavina Nofy.

Ho an’Andriamanitra irery anie ny voninahitra!