FANOMPOAM-PIVAVAHANA | ALAHADY 12 APRILY 2026
ALAHADIN’NY SAMPANA DORKASY
Amin’ny 3 ora tolakandro | 36 RUE VOLTAIRE, 29200 BREST
Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo | Hisy ny varotra vokatra amin’ny vidiny tena mirary

FANOMPOAM-PIVAVAHANA | ALAKAMISY 2 APRILY 2026
ALAKAMISY MASINA
Amin’ny 9 ora sy fahefany alina | 19 BOULEVARD MARBEUF, 35000 RENNES
Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo | Arahina fialana hetaheta am-pirahalahiana hifampizarana
