Mpitoriteny 12 : 1a | « Mahatsiarova ny Mpahary anao amin’ny andron’ny fahatanoranao »

Ny Sampana Tanora Kristiana :
Sampana iray velona ao amin’ny FJKM ny Sampana Tanora Kristiana na STK, izay misokatra ho an’ny zatovo sy tanora rehetra vonona hijoro ho vavolombelon’i Kristy eo anivon’ny firenena misy azy ireo ary ho fianarana ho an’ny olona rehetra.
Ireto avy ny mpikambana mandrafitra ny biraon’ny STK

Manohisoa | Filoha

Rudy Andrinarivo | Filoha mpanampy

Mialitina | Mpitantsoratra

Sherridan | Mpitam-bola

Tahinamalala Jassie | Mpitan-tsoratry ny vola

Lynch | Mpanolo-tsaina

Fy Heriarivony
Oelison | Mpanolo-tsaina
Ireo rantsana mandrafitra ny Sampana Tanora Kristiana :
Rantsana maromaro no mandrafitra ny STK eto amin’ny fitandremana Nazareta Miray Brest. Ireto avy izany :
- Ny rantsana Antoko-mpihira
- Ny rantsana fanatanjahan-tena
- Ny rantsana lalao
- Ny rantsana sakafo