Fitaizam-panahy ho an’ny Sampana Dorkasy

Manasa ny Sampana Dorkasy hanaraka hatramin’ny farany ity fampianarana natokana ho anareo ity, izay atolotry ny Mpitandrina ANDRIANTSILAVINA Nofy. Mihainoa finaritra! Ho aminareo anie ny fiadanana!